Mpitsara 13:16 MG1865

16 Dia hoy Ilay Anjelin'i Jehovah tamin'i Manoa: Na dia tananao aza Aho, tsy mba hihinana amin'ny haninao Aho tsy akory; fa raha hanatitra fanatitra dorana ianao, dia aoka Jehovah no hanateranao izany. Fa tsy fantatr'i Manoa ho Anjelin'i Jehovah Izy.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 13

Jereo Mpitsara 13:16 amin'ny teny manodidina.