Mpitsara 13:9 MG1865

9 Ary Andriamanitra nihaino ny feon'i Manoa, ka dia nankany amin-dravehivavy indray Ilay Anjelin'Andriamanitra, raha tany an-tsaha izy; fa Manoa vadiny tsy teo aminy.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 13

Jereo Mpitsara 13:9 amin'ny teny manodidina.