Mpitsara 14:12 MG1865

12 Ary hoy Samsona tamin'ireo: Hanao fampanonona aminareo aho; koa raha lazainareo amiko ny heviny ao anatin'ny hafitoana fanasana ka fantatrareo, dia homeko lobaka telo-polo sy akanjo intelo-polo miova ianareo.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 14

Jereo Mpitsara 14:12 amin'ny teny manodidina.