Mpitsara 14:17 MG1865

17 Dia nitomany teo anatrehany tamin'ny hafitoana izay nisian'ny fanasana ravehivavy; ary nony tamin'ny andro fahafito dia nolazain'i Samsona taminy, satria nitorikisina taminy izy; ary izy kosa nilaza ny fampanonona tamin'ny zanaky ny fireneny.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 14

Jereo Mpitsara 14:17 amin'ny teny manodidina.