Mpitsara 14:19 MG1865

19 Dia nilatsaka tamin'i Samsona ny Fanahin'i Jehovah ka nidina nankany Askelona izy, dia namono telo-polo lahy tao, ary nalainy ny fitafian'ireo ka nomeny ho an'izay nilaza ny fampanonona. Dia nirehitra ny fahatezeran'i Samsona, ka niakatra nankany amin'ny tranon-drainy izy.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 14

Jereo Mpitsara 14:19 amin'ny teny manodidina.