Mpitsara 14:6 MG1865

6 Dia nilatsaka tamin'i Samsona ny Fanahin'i Jehovah, ary ilay liona tanora dia nosamatsamahiny hoatra ny fanasamaka zanak'osy, nefa tsy nisy na inona na inona teny an-tànany; ary tsy nambarany tamin'ny rainy na tamin'ny reniny izay efa nataony.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 14

Jereo Mpitsara 14:6 amin'ny teny manodidina.