Mpitsara 15:10 MG1865

10 Ary hoy ny lehilahy amin'ny Joda: Nahoana no miakatra hamely anay ianareo? Dia hoy izy Hamatotra an'i Samsona no niakaranay, mba hanao aminy tahaka izay efa nataony taminay.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 15

Jereo Mpitsara 15:10 amin'ny teny manodidina.