Mpitsara 15:19 MG1865

19 Dia nampitresahin'Andriamanitra ilay fitoerana hoboka tany Lehy, ka niboiboika teo ny rano; ary rehefa nisotro izy, dia nody ny ainy, ka velona Izy; ka izany no nanaovany ny anarany hoe En-hakore, izay any Lehy mandraka androany.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 15

Jereo Mpitsara 15:19 amin'ny teny manodidina.