2 fa hoy izy: Nataoko fa halanao mihitsy izy, ka dia nomeko ho an'ny namanao; moa tsy tsara tarehy noho izy va ny zandriny? Masina ianao, aoka izy halainao ho solony.
Vakio ny toko manontolo Mpitsara 15
Jereo Mpitsara 15:2 amin'ny teny manodidina.