Mpitsara 15:4 MG1865

4 Dia nandeha Samsona ka nisambotra amboahaolo telon-jato; dia naka zavatra hatao fanilo izy, ary nampifanendreny ny rambon'ny amboahaolo tsiroaroa avy ka nafehiny teo anelanelan'ny rambony ilay hatao fanilo.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 15

Jereo Mpitsara 15:4 amin'ny teny manodidina.