10 Ary hoy Delila tamin'i Samsona: Indro, efa namitaka ahy ianao ka nilaza lainga tamiko; ankehitriny, masìna ianao, lazao amiko izay hahazoana mamatotra anao.
Vakio ny toko manontolo Mpitsara 16
Jereo Mpitsara 16:10 amin'ny teny manodidina.