14 Ary notsatohany ny fantaka izany, dia hoy izy taminy: Hamely anao ny Filistina, ry Samsona! Dia nifoha tamin'ny torimasony izy, ka nangotany ny fantaka sy ny tenona.
Vakio ny toko manontolo Mpitsara 16
Jereo Mpitsara 16:14 amin'ny teny manodidina.