Mpitsara 16:27 MG1865

27 Ary feno lehilahy sy vehivavy ny trano, ary tao ireo andrianan'ny Filistina rehetra, ary teo an-tampon-trano koa nisy lehilahy sy vehivavy tokony ho telo arivo, izay finaritra nijery an'i Samsona nanao laolao.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 16

Jereo Mpitsara 16:27 amin'ny teny manodidina.