Mpitsara 16:3 MG1865

3 Ary nandry Samsona mandra-pamatonalina, dia nifoha izy nony namatonalina, ka noraisiny ny vavahadin'ny tanàna mbamin'ny tolana roa, dia nongotany izy mbamin'ny hidiny ka nataony teny antsorony, dia nentiny ho any an-tampon'ny tendrombohitra izay tandrifin'i Hebrona.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 16

Jereo Mpitsara 16:3 amin'ny teny manodidina.