Mpitsara 17:12 MG1865

12 Dia natokan'i Mika ilay Levita, ka dia tonga mpisorony izy ary nitoetra tao an-tranon'i Mika.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 17

Jereo Mpitsara 17:12 amin'ny teny manodidina.