Mpitsara 17:4 MG1865

4 Ary rehefa naveriny tamin-dreniny ny volafotsy, dia naka volafotsy roan-jato ny reniny, ka nomeny ny mpanao an-idina hataony sarin-javatra voasokitra sy sarin-javatra an-idina; dia natao tao an-tranon'i Mika izany.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 17

Jereo Mpitsara 17:4 amin'ny teny manodidina.