Mpitsara 18:9 MG1865

9 Dia hoy izy: Mitsangàna, ka aoka isika hiakatra hamely azy; fa efa nahita ny tany izahay, fa, indro, tsara indrindra izany; moa mbola mijanonjanona ihany va ianareo? aza malain-kandeha hiditra handova ny tany.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 18

Jereo Mpitsara 18:9 amin'ny teny manodidina.