Mpitsara 19:23 MG1865

23 Dia nivoaka nankeo aminy ralehilahy tompo-trano ka nanao taminy hoe: Tsia, ry rahalahiko, masìna ianareo, aza manao ratsy; fa tonga ato an-tranoko ity lehilahy ity, koa aza manao izany zavatra fady indrindra izany ianareo.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 19

Jereo Mpitsara 19:23 amin'ny teny manodidina.