28 Ary hoy ralehilahy taminy: Mitsangàna, andeha isika. Kanjo tsy nisy namaly. Dia nobetain-dralehilahy izy ka nasampiny teo amin'ny borikiny; dia niainga izy nandeha ho any amin'ny fonenany.
Vakio ny toko manontolo Mpitsara 19
Jereo Mpitsara 19:28 amin'ny teny manodidina.