Mpitsara 19:8 MG1865

8 Dia nifoha maraina koa izy handeha nony tamin'ny andro fahadimy; fa hoy ny rain-drazavazavy: Aoka mba hanao ody am-bavafo kely ianao, ary mijanonjanona aloha mandra-pihilan'ny andro; ary dia niara-nihinana izy roa lahy.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 19

Jereo Mpitsara 19:8 amin'ny teny manodidina.