Mpitsara 2:12 MG1865

12 ka nahafoy an'i Jehovah, Andriamanitry ny razany, Izay nitondra azy nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta, ka nanaraka andriamani-kafa amin'ny andriamanitry ny firenena manodidina azy, dia niankohoka teo anatrehany ka nampahatezitra an'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 2

Jereo Mpitsara 2:12 amin'ny teny manodidina.