Mpitsara 2:8 MG1865

8 Ary maty Josoa, zanak'i Nona, mpanompon'i Jehovah, rehefa folo amby zato taona ny androny.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 2

Jereo Mpitsara 2:8 amin'ny teny manodidina.