Mpitsara 20:10 MG1865

10 Ary haka folo lahy isan-jato amin'ny firenen'Isiraely rehetra isika, dia zato amin'ny arivo, ary arivo amin'ny iray alina, mba haka vatsy ho an'ny olona, ka rehefa tonga any Gibean'ny Benjamina izy, dia araka ilay zavatra fady indrindra efa nataony teo amin'ny Isiraely no hataony aminy.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 20

Jereo Mpitsara 20:10 amin'ny teny manodidina.