16 Ary teo amin'izany olona rehetra izany nisy olona kavia fiton-jato lahy nofantenany, samy nahay nitoraka tamin'ny antsamotady, ka tsy nisy nivena na dia hoatra ny singam-bolo aza.
Vakio ny toko manontolo Mpitsara 20
Jereo Mpitsara 20:16 amin'ny teny manodidina.