Mpitsara 20:18 MG1865

18 Dia niainga ny Zanak'Isiraely ka niakatra tany Betela ary nanontany tamin'Andriamanitra hoe: Iza no hiakatra voalohany hiady amin'ny taranak'i Benjamina ho anay? Dia hoy Jehovah: Joda no ho voalohany.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 20

Jereo Mpitsara 20:18 amin'ny teny manodidina.