Mpitsara 20:26 MG1865

26 Dia niakatra ny Zanak'Isiraely rehetra sy ny olona rehetra ka nankany Betela, dia nitomany sy nipetraka teo anatrehan'i Jehovah ary nifady hanina tamin'izany andro izany mandra-paharivan'ny andro; ary nanatitra fanatitra dorana sy fanati-pihavanana teo anatrehan'i Jehovah izy.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 20

Jereo Mpitsara 20:26 amin'ny teny manodidina.