Mpitsara 20:40 MG1865

40 fa raha vao niakatra avy tao amin'ny tanàna ny setroka mitankosina, dia niherika ny taranak'i Benjamina; ary, indro, niakatra ho amin'ny lanitra avokoa ny setroky ny tanàna).

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 20

Jereo Mpitsara 20:40 amin'ny teny manodidina.