Mpitsara 20:42 MG1865

42 Dia niamboho teo anoloan'ny lehilahy amin'ny Isiraely hankany amin'ny lalana ho any an-efitra izy, fa ny ady nahatratra azy: ary izay nivoaka avy tao amin'ny tanàna koa dia novonoiny teo.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 20

Jereo Mpitsara 20:42 amin'ny teny manodidina.