Mpitsara 20:44 MG1865

44 Ary ny Benjamita dia nahafatesany valo arivo sy iray alin-dahy; lehilahy nahery avokoa ireo rehetra ireo.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 20

Jereo Mpitsara 20:44 amin'ny teny manodidina.