Mpitsara 20:48 MG1865

48 Ary ny lehilahy amin'ny Isiraely niverina indray tany amin'ny taranak'i Benjamina ka namely azy tamin'ny lelan-tsabatra, hatramin'ny olona tao an-tanàna ka hatramin'ny biby fiompy ary izay hitany dia nodorany tamin'ny afo avokoa.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 20

Jereo Mpitsara 20:48 amin'ny teny manodidina.