Mpitsara 20:5 MG1865

5 Dia nitsangana hamely ahy ny mponina tao Gibea ka nanodidina ny trano hamely ahy tamin'ny alina; izaho saiky novonoiny, ary ny vaditsindranoko nandriany ka matiny.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 20

Jereo Mpitsara 20:5 amin'ny teny manodidina.