Mpitsara 3:21 MG1865

21 Ary naninjitra ny tànany ankavia Ehoda ka nandray ny sabatra teny am-balahany ankavanana, dia natsatony tamin'ny kibon'i Eglona izany;

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 3

Jereo Mpitsara 3:21 amin'ny teny manodidina.