Mpitsara 3:25 MG1865

25 Dia niandry mandra-pahaveri-heviny izy ireo, kanjo tsy namoha ny varavaran'ny trano izy; ka dia naka ny fanalahidy izy ireo ka namoha azy; ary, indro, maty niampatra tamin'ny rihana ny tompony

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 3

Jereo Mpitsara 3:25 amin'ny teny manodidina.