Mpitsara 3:8 MG1865

8 Dia nirehitra tamin'ny Isiraely ny fahatezeran'i Jehovah, ka nivarotra azy ho eo an-tànan'i Kosan-risataima, mpanjakan'i Mesopotamia, Izy; dia nanompo an'i Kosan-risataima valo taona ny Zanak'Isiraely.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 3

Jereo Mpitsara 3:8 amin'ny teny manodidina.