Mpitsara 4:15 MG1865

15 Dia nampifanaritahin'i Jehovah tamin'ny lelan-tsabatra Sisera teo anoloan'i Baraka sy ny kalesy rehetra ary ny miaramila rehetra; dia nidina niala tamin'ny kalesy Sisera ka nandositra nandeha tongotra.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 4

Jereo Mpitsara 4:15 amin'ny teny manodidina.