Mpitsara 4:21 MG1865

21 Dia naka tsima-day Jaela, vadin'i Hebera, sady nitondra tantanana teny an-tànany ka nitsaitsaika nankeo aminy; dia natsatony tamin'ny fihirifany ny tsima-day, ka nihatra tamin'ny tany fa efa renoky ny torimaso Sisera, satria sasatra ka dia maty izy.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 4

Jereo Mpitsara 4:21 amin'ny teny manodidina.