7 Dia ho entiko ho eo aminao, eo amoron'ny ony Kisona, Sisera, komandin'ny miaramilan'i Jabina, mbamin'ny kalesiny sy ny vahoakany maro be; dia hanolotra azy eo an-tananao Aho.
Vakio ny toko manontolo Mpitsara 4
Jereo Mpitsara 4:7 amin'ny teny manodidina.