Mpitsara 4:9 MG1865

9 Ary hoy kosa izy: handeha hiaraka aminao ihany aho; kanefa tsy ho voninahitrao izao halehanao izao, satria ho eo an-tanam-behivavy no hivarotan'i Jehovah an'i Sisera. Dia niainga Debora ka nandeha niaraka tamin'i Baraka hankany Kadesy

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 4

Jereo Mpitsara 4:9 amin'ny teny manodidina.