Mpitsara 5:15 MG1865

15 Ary ny andrianan'Isakara niaraka tamin'i Debora, dia Isakara sy Baraka koa; Nampandehanina nanaraka azy any an-dohasaha izy. Lehibe ny fiheverana am-po teny amin'ny sakeli-dranon'i Robena!

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 5

Jereo Mpitsara 5:15 amin'ny teny manodidina.