Mpitsara 5:25 MG1865

25 Rano no nangatahin-dralehilahy, fa ronono aza no nomeny azy; Teo an-dovian'andriana no nitondrany rononomandry.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 5

Jereo Mpitsara 5:25 amin'ny teny manodidina.