Mpitsara 6:10 MG1865

10 ary hoy Izaho taminareo: Izaho no Jehovah Andriamanitrareo; aza matahotra ny andriamanitry ny Amorita, izay tompon'ny tany onenanareo; nefa tsy nihaino ny feoko ianareo.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 6

Jereo Mpitsara 6:10 amin'ny teny manodidina.