Mpitsara 6:20 MG1865

20 Ary hoy Ilay Anjelin'Andriamanitra taminy: Raiso ny hena sy ny mofo tsy misy masirasira, ka apetraho eo ambonin'ity harambato ity, ary aidino ny ron-kena. Dia nataony izany.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 6

Jereo Mpitsara 6:20 amin'ny teny manodidina.