Mpitsara 6:25 MG1865

25 Ary tamin'izany alina izany dia hoy Jehovah taminy: Alao ny ombilain-drainao, dia ilay ombilahy faharoa, izay efa fito taona, ka ravao ny alitaran'i Bala, izay an'ny rainao, ary kapao ny Aseraha eo anilany;

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 6

Jereo Mpitsara 6:25 amin'ny teny manodidina.