Mpitsara 6:28 MG1865

28 Fa nony nifoha maraina koa ny lehilahy tao an-tanàna, ka indro, efa rava ny alitaran'i Bala, sady voakapa ny Aseraha teo anilany, ary ilay ombilahy faharoa dia efa naterina teo ambonin'ny alitara izay natao,

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 6

Jereo Mpitsara 6:28 amin'ny teny manodidina.