Mpitsara 6:34 MG1865

34 Ary notsindrian'ny Fanahin'i Jehovah Gideona, dia nitsoka anjomara izy, ka nivory nanaraka azy ny Abiezrita.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 6

Jereo Mpitsara 6:34 amin'ny teny manodidina.