Mpitsara 7:15 MG1865

15 Ary rehefa ren'i Gideona ny filàzany ny nofy sy ny heviny, dia nivavaka izy; ary niverina ho any amin'ny tobin'ny Isiraely izy ka nanao hoe: Mitsangàna, fa efa natolotr'i Jehovah eo an-tananareo ny tobin'ny Midiana.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 7

Jereo Mpitsara 7:15 amin'ny teny manodidina.