Mpitsara 8:1 MG1865

1 Ary hoy ny lehilahy amin'ny Efraima tamin'i Gideona: Ahoana izao zavatra nataonao taminay izao, no tsy nantsoinao izahay, raha nandeha hiady tamin'ny Midiana ianao? Dia nanome tsiny azy mafy ireo.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 8

Jereo Mpitsara 8:1 amin'ny teny manodidina.