Mpitsara 8:24 MG1865

24 Ary hoy koa Gideona taminy: Zavatra iray loha monja no hany mba angatahiko aminareo; aoka samy hanome ahy ny kavina izay avy amin'ny babony avy ianareo (fa nanana kavim-bolamena ireny, satria Isimaelita).

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 8

Jereo Mpitsara 8:24 amin'ny teny manodidina.