Mpitsara 8:27 MG1865

27 Dia nataon'i Gideona efoda ireo, ka nataony tao an-tanànany, dia tao Ofra; ary ny Isiraely rehetra nankany nijangajanga nanaraka izany efoda izany; ary tonga fandrika tamin'i Gideona sy ny ankohonany izany.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 8

Jereo Mpitsara 8:27 amin'ny teny manodidina.