Mpitsara 9:20 MG1865

20 Fa raha tsy izany kosa, dia aoka hisy afo hivoaka avy amin'i Abimeleka ka handevona ny mponina ao Sekema sy ny olona ao Milo; ary aoka koa hisy afo hivoaka avy amin'ny mponina ao Sekema sy ny olona ao Milo ka handevona an'i Abimeleka.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 9

Jereo Mpitsara 9:20 amin'ny teny manodidina.